Jeremia 23:11 - DIEM PROTESTANTA11 Ny mpaminany ama-mpisorona dia samy fangoloka avokoa. Na dia hatrany an-tranoko aza dia ahitako ny faharatsiany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Fa na mpaminany na mpisorona dia samy mpihatsaravelatsihy avokoa; na dia tao an-tranoko aza dia mbola hitako ihany ny haratsiany, hoy NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ny mpaminany ama-mpisorona dia samy fangoloka avokoa. Na dia hatrany an-tranoko aza dia ahitako ny faharatsiany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Hatramin’ny mpaminany ama-mpisorona aza no olona tsy voahasina, ary hitako hatrao an-tranoko aza ny haratsiany, - teny marin’i Iaveh. - Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Fa na mpaminany na mpisorona dia samy mpihatsaravelatsihy avokoa; Na dia tao an-tranoko aza dia mbola hitako ihany ny haratsiany, hoy Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Fa na mpaminany na mpisorona dia samy mpihatsaravelatsihy avokoa; Na dia tao an-tranoko aza dia mbola hitako ihany ny haratsiany, hoy Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Fa na mpaminany na mpisorona dia samy mpihatsaravelatsihy avokoa; na dia tao an-tranoko aza dia mbola hitako ihany ny haratsiany, hoy NY TOMPO. Jereo ny toko |
Izay sarin-tsampy voasokitra nampanamboarin’i Manase dia napetrany tao an-tranon’Andriamanitra, izay efa nolazain’Andriamanitra tamin’i Davida sy i Salômôna zanany hoe: «Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema izay nofidiko tamin’ny foko israelita rehetra no hampitoerako mandrakizay ny voninahitro.