Jeremia 2:34 - DIEM PROTESTANTA34 Hatramin’ny fitafianao avy no nahitana ny ran’ny mahantra tsy manan-tsiny. Tsy nahatratra azy nanapitsoka ny varavaranao akory ianao! Nefa na eo aza izany rehetra izany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Ary koa eo an-tsisin-dambanao no ahitana ny ran’ny mahantra tsy manan-tsiny, izay tsy tratranao namaky ny tranonao akory, nefa novonoinao ka voan’ny rany ianao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Hatramin’ny fitafianao avy no nahitana ny ran’ny mahantra tsy manan-tsiny. Tsy nahatratra azy nanapitsoka ny varavaranao akory ianao! Nefa na eo aza izany rehetra izany, Jereo ny tokoBaiboly Katolika34 Hatreny amin’ny rambon-dambanao eny, no ahitana ny ran’olo-mahantra tsy manan-tsiny; tsy azonao manamy trano izy ireo, nefa izany zava-drehetra izany no namonoanao azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ary koa eo an-tsisin-dambanao no ahitana ny ran’ny olona malahelo izay tsy manan-tsiny, Tsy tamin’ny tami-trano no nahazoanao azy, fa tamin’izany rehetra izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ary koa eo an-tsisin-dambanao no ahitana ny ran'ny olona malahelo izay tsy manan-tsiny, tsy tamin'ny tami-trano no nahazoanao azy, fa tamin'izany rehetra izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Ary koa eo an-tsisin-dambanao no ahitana ny ran’ny mahantra tsy manan-tsiny, izay tsy tratranao namaky ny tranonao akory, nefa novonoinao ka voan’ny rany ianao. Jereo ny toko |
Ary mandraka ankehitriny dia mbola mandoto tena ihany ianareo fa mitondra fanatitra sy manao sorona ny zanakareo amin’ny sampinareo. Manoloana izany ve Aho, ry Israelita, dia mbola hanaiky hanontanianareo ihany? Velona Izaho Tompo ANDRIANANAHARY ka manao teny hentitra sy mianiana fa tsy hanaiky hanontanianareo Aho.