Jeremia 2:21 - DIEM PROTESTANTA21 Izaho anefa no namboly anao tahaka ny voaloboka tsara, dia rantsana tsara tokoa. Koa nahoana àry ianao no niova ho sampany ratsy sy tonga voaloboka hafa? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Nefa Izaho namboly anao toy ny karazam-boaloboka tsara indrindra, dia rantsana tsara avokoa; koa nahoana no nanjary sampany ratsy ianao, ary tonga voaloboka hafa? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Izaho anefa no namboly anao tahaka ny voaloboka tsara, dia rantsana tsara tokoa. Koa nahoana àry ianao no niova ho sampany ratsy sy tonga voaloboka hafa? Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Izaho anefa namboly anao, ho karazam-boaloboka tsara indrindra, avy amin’ny fototra tena tsara avokoa. Ka ahoana no dia niovanao amiko, ho sampana ratsy avy amin’ny voaloboka hafa karazana? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Fa Izaho namboly anao ho karazam-boaloboka tsara indrindra, Dia rantsana tsara avokoa; Ka ahoana no nanjary sampany ratsy hianao Ho voaloboka hafa? Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Fa Izaho namboly anao ho karazam-boaloboka tsara indrindra, dia rantsana tsara avokoa; Ka ahoana no nanjary sampany ratsy ianao ho voaloboka hafa? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Nefa Izaho namboly anao toy ny karazam-boaloboka tsara indrindra, dia rantsana tsara avokoa; koa nahoana no nanjary sampany ratsy ianao, ary tonga voaloboka hafa? Jereo ny toko |
Manao fisaonana an’i Tsiôna ireo, kanefa hirahina aho hanome azy ribà fehiloha ho solon’ny lavenona amin’ny lohany, hanome diloilo manitra ho solon’ny alahelo sy fitafiana fitondra amin’ny fety ho solon’ny toetra manjoretra. Amin’izay no hiantsoana azy ireo hoe: «Hazo vokatry ny fitahiana, saha nambolen’ny TOMPO mba hanehoany ny famirapiratany.»
Ary dia fanoharana indray no nitenenan’i Jesoa tamin’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ary loholona, ka hoy Izy: –Nisy lehilahy nanamboatra tanimboaloboka sy namefy azy manodidina ary nanao lavaka famiazam-bokatra sy tilikambo fiambenana, dia nampanofa azy tamina mpamboly ary lasa nankany an-tany hafa.