Jeremia 2:14 - DIEM PROTESTANTA14 Mpanompo ve i Israely ankehitriny? Moa nateraka ho andevo ve izy? Tsia, koa nahoana izy no ho rembin’ny firenen-kafa? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Moa mpanompo va Israely? Moa mpanompo teraka tao an-trano va izy? Koa nahoana izy no voababo? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Mpanompo ve i Israely ankehitriny? Moa nateraka ho andevo ve izy? Tsia, koa nahoana izy no ho rembin’ny firenen-kafa? Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Andevo va i Israely? Ompikely va izy? Ka ahoana àry no itondrana azy toy ny babo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Moa mpanompo va Isiraely? Ompikely va izy? Koa nahoana no voababo izy? Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Moa mpanompo va Isiraely? Ompikely va izy? Koa nahoana no voababo izy? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Moa mpanompo va Israely? Moa mpanompo teraka tao an-trano va izy? Koa nahoana izy no voababo? Jereo ny toko |
Koa raha misy manontany hoe: «Nahoana no namely anay tamin’izao loza rehetra izao ny TOMPO Andriamanitray?», dia izao no havalinao, ry Jeremià: «Toy ny nandaozanareo ny TOMPO ka nanompoanareo ny andriamani-kafa tao amin’ny taninareo no hanompoanareo ny firenen-kafa any amin’ny tany izay tsy anareo!»