Jeremia 19:3 - DIEM PROTESTANTA3 ka milazà hoe: «Mihainoa ny tenin’ny TOMPO ianareo, ry mpanjakan’i Joda sy ry mponin’i Jerosalema. Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Indro hahatonga loza amin’ity toerana ity Aho, ka hampangintsingintsina ny sofin’izay rehetra mandre izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 ka lazao hoe: Mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ry mpanjakan’ny Joda sy ry mponina ato Jerosalema! Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro, hahatonga loza amin’ity tanàna ity Aho ka izay mandre izany dia hangintsina ny sofiny, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 ka milazà hoe: «Mihainoa ny tenin’ny TOMPO ianareo, ry mpanjakan’i Joda sy ry mponin’i Jerosalema. Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Indro hahatonga loza amin’ity toerana ity Aho, ka hampangintsingintsina ny sofin’izay rehetra mandre izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Ataovy hoe: Mihainoa ny tenin’i Iaveh ianareo, mpanjakan’i Jodà sy mponina ao Jerosalema. Izao no tenin’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Indro hoentiko ho amin’ity fitoerana ity ny loza hampangintsingintsina ny sofin’izay mandre azy: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 ka ataovy hoe: Mihainoa ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda sy ry mponina ato Jerosalema! Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hahatonga loza amin’ity tanàna ity Aho–izay mandre izany, dia hangintsingintsina ny sofiny– Jereo ny tokoMalagasy Bible3 ka ataovy hoe: Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ry mpanjakan'ny Joda sy ry mponina ato Jerosalema! Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hahatonga loza amin'ity tanàna ity Aho izay mandre izany, dia hangintsingintsina ny sofiny Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 ka lazao hoe: Mihainoa ny tenin’NY TOMPO, ry mpanjakan’ny Joda sy ry mponina ato Jerosalema! Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro, hahatonga loza amin’ity tanàna ity Aho ka izay mandre izany dia hangintsina ny sofiny, Jereo ny toko |
«Ankehitriny, ry Jeremià, mitenena amin’ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema, ka ambarao aminy hoe: ‹Izao no lazain’ny TOMPO: Indro efa namolavola loza hamelezana anareo Aho, ary eo am-panomanana ny tetika hampiharana izany. Koa samia miala amin’ny fitondrantena ratsy avy ianareo ary ovay ho tsara ny fitondrantenanareo sy ny asanareo.› »
Dia hoy koa i Jeremià hoe: «Noho izany, dia izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: Indro hahatonga ny loza izay voalazako taminareo Aho, ry vahoakan’i Joda sy ry mponin’i Jerosalema. Satria efa niteny taminareo Aho fa tsy nihaino ianareo, efa niantso anareo Aho fa tsy namaly ianareo.»