Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 19:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Nony tafaverina avy any Tôfeta izay nanirahan’ny TOMPO azy hampita hafatra i Jeremià, dia nitsangana teo an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO, ary nanambara tamin’ny vahoaka rehetra teo hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary i Jeremia dia tonga avy tany Tofeta, izay nanirahan’NY TOMPO azy haminany; nitsangana teo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO izy ka niteny tamin’ny vahoaka rehetra hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Nony tafaverina avy any Tôfeta izay nanirahan’ny TOMPO azy hampita hafatra i Jeremià, dia nitsangana teo an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO, ary nanambara tamin’ny vahoaka rehetra teo hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Tonga avy any Tôfeta, izay nanirahan’i Iaveh haminaniany i Jeremia, ka dia nitsangana teo an-kianjan’ny tranon’i Iaveh ary nilaza tamin’ny vahoaka rehetra hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 ARY Jeremia dia tonga avy tany Tofeta, izay nanirahan’i Jehovah azy haminany, ka nitsangana teo amin’ny kianjan’ny tranon’i Jehovah izy, dia nanao tamin’ny vahoaka rehetra hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary Jeremia dia tonga avy tany Tofeta, izay nanirahan'i Jehovah azy haminany, ka nitsangana teo amin'ny kianjan'ny tranon'i Jehovah izy, dia nanao tamin'ny vahoaka rehetra hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary i Jeremia dia tonga avy tany Tofeta, izay nanirahan’NY TOMPO azy haminany; nitsangana teo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO izy ka niteny tamin’ny vahoaka rehetra hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 19:14
9 Rohy Ifampitohizana  

Voahodidin’ny mponin’i Joda sy i Jerosalema tafangona i Jôsafata no nijoro tao an-tranon’ny TOMPO, teo anoloan’ilay kianja vaovao,


Izao no voalazan’ny TOMPO tamiko: –Mandehana, ka mijoroa eo amin’ny vavahadim-bahoaka izay fandalovan’ny mpanjakan’i Joda raha miditra sy mivoaka ny tanàna izy; ary hanaovanao toy izany koa amin’ny vavahady rehetra eto Jerosalema.


Ka hoy i Jeremià mpaminany tamin’ny vahoaka rehetra ao Joda sy ny mponina rehetra tao Jerosalema:


«Izao no voalazan’ny TOMPO: mijoroa eo an-kianjan’ny tranoko ianao ary mitenena amin’ny olona rehetra mponin’ireo tanànan’i Joda ka tonga hivavaka ao. Avereno aminy avokoa ny teny nasaiko hambaranao aminy, ka aza anesorana na kely aza.


Fa namaly an’i Hananià mpaminany i Jeremià teo imason’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao an-tranon’ny TOMPO


–Mandehana mankao an-kianjan’ny tempoly ary lazalazao amin’ny vahoaka ny teny rehetra momba izao fiainam-baovao izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra