Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 19:10 - DIEM PROTESTANTA

10 «Avy eo, ry Jeremià, dia poteho eo imason’ireo olona miaraka aminao ny siny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Dia torotoroy eo imason’ny olona izay miaraka aminao ilay tavoara

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 «Avy eo, ry Jeremià, dia poteho eo imason’ireo olona miaraka aminao ny siny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Raha efa izany, montsàny eo imason’ireo olona tafaraka aminao ny siny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Dia torotoroy eo imason’ny olona izay miaraka aminao ilay tavoara,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Dia torotoroy eo imason'ny olona izay miaraka aminao ilay tavoara,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Dia torotoroy eo imason’ny olona izay miaraka aminao ilay tavoara

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 19:10
6 Rohy Ifampitohizana  

Lasa potipotika ilay manda toy ny vilanin’ny mpanefy tanimanga, izay voadona ka montsamontsana: tsy hahitana intsony na dia silany iray mba hangalana vainafo ao am-patana na hanovozan-drano ao an-kamory.»


Izao no voalazan’ny TOMPO tamin’i Jeremià: –Mandehana mividy siny tanimanga iray any amin’ny mpanefy tanimanga, dia makà loholona avy amin’ny vahoaka ary loholona avy amin’ny mpisorona hiaraka aminao.


Noho izany, hoy ny teny hentitry ny TOMPO, tonga ny andro izay handefasako olona mba hamindra siny azy. Hatotongany ho foana ny sinibe fitoeran-divay sady hotorotoroiny.


Tsy misy afa-tsy hira fitomaniana no re eny an-tampon-trano rehetra ao Môaba sy eny an-kianja. –«Nopotehiko toy ny fanaka tsy ilaina i Môaba, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.»


Raha mbola teo am-pisakafoana i Jesoa, dia nisy vehivavy anankiray nitondra tavoahangy alabasitra feno ilomanitra sarobidy; ary naidin-dravehivavy tamin’ny lohan’i Jesoa ny ilomanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra