Jeremia 18:13 - DIEM PROTESTANTA13 Noho izany dia izao no lazain’ny TOMPO: Mba anontanio ange any amin’ny firenen-kafa raha mba nisy nandrenesana zavatra toy izao! Zava-mahatsiravina loatra ity nataon’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Koa izao no lazain’NY TOMPO: Anontanio any amin’ny Jentilisa hoe: Iza no nandre zavatra toy izany? Zavatra mahatsiravina indrindra no nataon’Israely virijiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Noho izany dia izao no lazain’ny TOMPO: Mba anontanio ange any amin’ny firenen-kafa raha mba nisy nandrenesana zavatra toy izao! Zava-mahatsiravina loatra ity nataon’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Noho izany izao no lazain’i Iaveh: «Manontania ny firenena ianareo: Iza no mbola nahare izay zavatra toy izany? Fahavetavetana mahatsiravina no nataon’ny virjinin’Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Koa izao no lazain’i Jehovah: Anontanio any amin’ny jentilisa hoe: Iza no nandre zavatra toy izany? Zavatra mahatsiravina indrindra no nataon’Isiraely virijina. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Koa izao no lazain'i Jehovah: anontanio any amin'ny jentilisa hoe: Iza no nandre zavatra toy izany? Zavatra mahatsiravina indrindra no nataon'Isiraely virijina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Koa izao no lazain’NY TOMPO: Anontanio any amin’ny Jentilisa* hoe: Iza no nandre zavatra toy izany? Zavatra mahatsiravina indrindra no nataon’Israely virijiny. Jereo ny toko |
Fa tao amin’ny mpaminanin’i Jerosalema dia nahitako zavatra mahatsiravina: sady mijangajanga izy no mivelona amin’ny lainga. Mampirisika ny mpanao ratsy izy hany ka misakana ny tsirairay hiala amin’ny faharatsiany. Izy rehetra amiko dia tonga tahaka ny olon’i Sôdôma; ary ny mponin’i Jerosalema dia sahala amin’ny an’i Gômôra.»