Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jeremia 18:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Moa ve ny harambato eny an-tsaha mba ilaozan’ny oram-panalan’i Libano? Moa mba efa ritra ve ny rano izay mikoriana mangatsiatsiaka avy any an-tany hafa any? Tsia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy any an-tsaha va ny orampanalan’i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin’ny tany hafa?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Moa ve ny harambato eny an-tsaha mba ilaozan’ny oram-panalan’i Libano? Moa mba efa ritra ve ny rano izay mikoriana mangatsiatsiaka avy any an-tany hafa any? Tsia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy eny an-tany lemaka, va ny oram-panalan’i Libàna? Hita ritra va ny rano avy lavitra, ka mangatsiatsiaka sy mandeha?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy any an-tsaha va ny orampanalan’i Libanona, Ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin’ny tany hafa?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Hitsahatra tsy ho eo amin'ny vatolampy any an-tsaha va ny oram-panalan'i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin'ny tany hafa?

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 18:14
3 Rohy Ifampitohizana  

Noho izany dia izao no lazain’ny TOMPO: Mba anontanio ange any amin’ny firenen-kafa raha mba nisy nandrenesana zavatra toy izao! Zava-mahatsiravina loatra ity nataon’i Israely.


Fa ny vahoakako kosa nanadino Ahy, ka nandoro zava-manitra mifangaro tamin’ireo sampy tsinontsinona izay nandavo azy teny an-dalany mba hialany amin’ny lalana mahazatra ary nampandeha azy tamin’ny lalan-kely izay mbola tsy voasoritra akory.


Dia novalian’i Simôna Petera hoe: –Tompo ô, hankany amin’iza àry izahay? Ianao no manana ny teny manome ny aina maharitra mandrakizay;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra