Jeremia 17:6 - DIEM PROTESTANTA6 Ho tahaka ny anjavidy ao an-tany hay izy ka tsy hahita ny soa ho avy; hitoetra an-tsaham-bato any an-taniefitra izy dia eo amin’ny tanin-tsira tsy azo onenana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Fa ho tahaka ny anjavidy any an-tany ngazana izy ka tsy mba hahita ny soa, na dia avy aza izany; fa honina any amin’ny tany karankaina any an-tany efitra izy, dia any amin’ny tanin-tsira izay tsy azo onenana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ho tahaka ny anjavidy ao an-tany hay izy ka tsy hahita ny soa ho avy; hitoetra an-tsaham-bato any an-taniefitra izy dia eo amin’ny tanin-tsira tsy azo onenana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Manahaka ny anjavidy eny an-tany lava volo izy, ary rehefa misy hasambarana tonga, tsy ifaliany; honina amin’ny tany karankaina any an’efitra, any amin’ny tany sira, tsy misy mponina! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Fa ho tahaka ny olona mahantra any an-tani-hay izy Ka tsy mba hahita, na dia avy aza ny soa; Fa honina any amin’ny tany karankaina any an-efitra, Dia any amin’ny tany sira izay tsy onenana. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Fa ho tahaka ny olona mahantra any an-tani-hay izy ka tsy mba hahita, na dia avy aza ny soa; Fa honina any amin'ny tany karankaina any an-efitra, dia any amin'ny tany sira izay tsy onenana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Fa ho tahaka ny anjavidy any an-tany ngazana izy ka tsy mba hahita ny soa, na dia avy aza izany; fa honina any amin’ny tany karankaina any an-tany efitra izy, dia any amin’ny tanin-tsira izay tsy azo onenana. Jereo ny toko |
dia Izaho TOMPO no manamafy fa hirotsaka an-tsehatra hamely an’i Semahià sy ny taranany Aho: Tsy hisy na iray aza amin’ny fianakaviany ho tafajanona eo anivonareo mba hahita ny soa hataoko amin’ny vahoakako; satria nanosika anareo vahoakako hikomy amiko TOMPO izy. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.› »