Jeremia 14:21 - DIEM PROTESTANTA21 Noho ny lazanao, dia aza hamavoina izahay ary noho ny sezafiandriananao be voninahitra dia aza atao tsinontsinona izahay. Tsarovy ka aza itsoahanao ny fanekempihavanana nataonao taminay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Noho ny amin’ny anaranao dia aza arianao izahay; aza atao ho tsinontsinona ny sezafiandrianan’ny voninahitrao; tsarovy ka aza tsoahanao ny fanekenao taminay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Noho ny lazanao, dia aza hamavoina izahay ary noho ny sezafiandriananao be voninahitra dia aza atao tsinontsinona izahay. Tsarovy ka aza itsoahanao ny fanekempihavanana nataonao taminay. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Noho ny Anaranao, aza dia atao tsinontsinona, aza dia hamavoina ny seza fiandrianan’ny voninahitrao. Tsarovy fa aza tsoahana ny fanekenao taminay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Noho ny amin’ny anaranao dia aza arianao izahay; Aza atao ho tsinontsinona ny seza fiandrianan’ny voninahitrao; Tsarovy, ka aza tsoahanao ny fanekenao taminay. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Noho ny amin'ny anaranao dia aza arianao izahay; Aza atao ho tsinontsinona ny seza fiandrianan'ny voninahitrao; Tsarovy, ka aza tsoahanao ny fanekenao taminay. Jereo ny toko |
Ary hoy ny Tompo tamiko: «Ry ilay taranak’olombelona, ity toerana ity no misy ny sezafiandrianako, eto no fametrahako ny tongotro. Eto no honenako mandrakizay eo anivon’ny Israelita. Na ny vahoakan’i Israely na ny mpanjakany dia tsy hanala baràka ny anarako masina intsony amin’ny fanompoan-tsampy sy amin’ny fandevenana ny fatin’ireo mpanjakany eto.