Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 13:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Dia niverina tany Farà aho mba hamongatra sy haka ilay fehikibo tao amin’ny toerana izay nanafenako azy. Kinanjo indro efa lò tanteraka, tsy azo ampiasaina intsony ilay fehikibo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Dia nankany amin’ny ony Eofrata aho ka nikaroka sy naka ilay fehikibo tao amin’ny toerana nanafenako azy; kanjo indro, simba ilay fehikibo ka tsy misy ilàna azy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Dia niverina tany Farà aho mba hamongatra sy haka ilay fehikibo tao amin’ny toerana izay nanafenako azy. Kinanjo indro efa lò tanteraka, tsy azo ampiasaina intsony ilay fehikibo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Dia nandeha nankany Eofrata aho, ka nihady, dia naka ilay fehikibo teo amin’ny fitoerana nanafenako azy; kanjo indro, simba tsy azo atao na inona na inona intsony, ilay fehikibo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Dia nankany Eofrata aho ka nihady, ary nalaiko tao amin’ny fitoerana nanafenako azy ilay fehin-kibo; kanjo, indro, simba ny fehin-kibo ka tsy azo natao na inona na inona intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Dia nankany Eofrata aho ka nihady, ary nalaiko tao amin'ny fitoerana nanafenako azy ilay fehin-kibo; kanjo, indro, simba ny fehin-kibo ka tsy azo natao na inona na inona intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Dia nankany amin’ny ony Eofrata aho ka nikaroka sy naka ilay fehikibo tao amin’ny toerana nanafenako azy; kanjo indro, simba ilay fehikibo ka tsy misy ilàna azy intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 13:7
10 Rohy Ifampitohizana  

Tsy nisy niantso ny anaranao intsony na nahatsiaro hifikitra aminao, satria nandà ny hijery anay Ianao ary namela anay handevozin’ny helokay.


Fa vahoaka ratsy tsy mety mihaino izay lazaiko izy, mikiry amin’ny ditram-pony, mifikitra amin’ireo andriamani-kafa ka manompo azy sy miankohoka eo anatrehany. Koa ho tahaka io fehikibo tsy azo ampiasaina intsony io anie ity vahoaka ity!


Nony afaka andro maro dia hoy ny TOMPO tamiko: «Mankanesa indray any Farà ianao ary alao ilay fehikibo nasaiko nafeninao tany.»


Ary nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:


Be siasia avokoa izy rehetra ary samy tsy misy antony; tsy misy manao ny tsara, na dia iray akory aza.»


Tsy nahasoa anao izy fahiny, fa ankehitriny kosa mahasoa antsika, dia izaho sy ianao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra