Jeremia 12:14 - DIEM PROTESTANTA14 Izao no lazain’ny TOMPO ny amin’ireo ratsy fanahy rehetra mpifanila fonenana amin’ny fireneko: «Mikasikasika ny zaratany nomeko an’i Israely vahoakako ireo, ka dia hongotako hiala amin’ny taniny, ary hongotako hiala eo anivony koa ny vahoakan’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ireo firenena ratsy fanahy rehetra mifanakaiky sisintany amin’ny oloko ireo, dia izay mikasikasika ny tany nomeko ho lovan’ny Israely oloko: Indro, hongotako tsy ho amin’ny taniny ireo ary ny taranak’i Joda koa dia hongotako tsy ho eo aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Izao no lazain’ny TOMPO ny amin’ireo ratsy fanahy rehetra mpifanila fonenana amin’ny fireneko: «Mikasikasika ny zaratany nomeko an’i Israely vahoakako ireo, ka dia hongotako hiala amin’ny taniny, ary hongotako hiala eo anivony koa ny vahoakan’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Izao no lazain’i Iaveh amin’ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an’i Israely vahoakako: «Indro hongotako hiala amin’ny taniny izy ireo; ary hongotako hiala amin’izy ireo koa ny taranak’i Jodà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Izao no lazain’i Jehovah ny amin’ireo ratsy fanahy rehetra mifanakaiky fonenena amiko ireo, dia izay mikasikasika ny tany nomeko ho lovan’ny Isiraely oloko: Indro, hongotako tsy ho amin’ny taniny ireo, Ary ny taranak’i Joda koa dia hongotako tsy ho eo aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Izao no lazain'i Jehovah ny amin'ireo ratsy fanahy rehetra mifanakaiky fonenena amiko ireo, dia izay mikasikasika ny tany nomeko ho lovan'ny Isiraely oloko: Indro, hongotako tsy ho amin'ny taniny ireo, ary ny taranak'i Joda koa dia hongotako tsy ho eo aminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ireo firenena ratsy fanahy rehetra mifanakaiky sisintany amin’ny oloko ireo, dia izay mikasikasika ny tany nomeko ho lovan’ny Israely oloko: Indro, hongotako tsy ho amin’ny taniny ireo ary ny taranak’i Joda koa dia hongotako tsy ho eo aminy. Jereo ny toko |
dia hampaniraka haka ireo fokom-pirenena rehetra any avaratra Aho, ary hiantso an’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna sady mpanompoko. Hasaiko tonga izy hamely ity tany ity sy ny mponina eo ary koa hamely ireto firenena rehetra manodidina anareo ireto; samy haringako tokoa ireo ka hampahonena sy hampivarahontsana ary ho tonga oha-pandatsana mandrakizay. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.