Isaia 8:2 - DIEM PROTESTANTA2 Nasehoko tamin’ny vavolombelona roa mahatoky izany, dia tamin’i Orià mpisorona sy i Zakarià zanakalahin’i Jeberekià. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary haka vavolombelona mahatoky Aho, dia i Oria mpisorona sy i Zakaria, zanakalahin’i Jeberekia. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nasehoko tamin’ny vavolombelona roa mahatoky izany, dia tamin’i Orià mpisorona sy i Zakarià zanakalahin’i Jeberekià. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Ary naka vavolombelona mahatoky hiaraka amiko aho, dia i Oria mpisorona sy i Zakaria zanak’i Jebarakia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary haka vavolombelona mahatoky Aho, dia Oria mpisorona sy Zakaria, zanakalahin’i Jeberekia. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary haka vavolombelona mahatoky Aho, dia Oria mpisorona sy Zakaria, zanakalahin'i Jeberekia. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ary haka vavolombelona mahatoky Aho, dia i Oria mpisorona sy i Zakaria, zanakalahin’i Jeberekia. Jereo ny toko |