Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 7:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Izao kosa no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Tsy ho tanteraka sady tsy hisy izany

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tsy ho tanteraka izany sady tsy hisy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Izao kosa no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Tsy ho tanteraka sady tsy hisy izany

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 noho izany dia izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Tsy ho vanona izany; tsy hisy izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Dia izao no lazain’i Jehovah Tompo: Tsy ho tanteraka izany, Ary tsy hisy izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tsy ho tanteraka izany, Ary tsy hisy izany;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tsy ho tanteraka izany sady tsy hisy,

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 7:7
14 Rohy Ifampitohizana  

fa ny fikasan’ny TOMPO no maharitra mandrakizay, ny hevitry ny fony manerana ny taranaka mifandimby.


fony Ianao nitsangana hilaza ny fanapahan-kevitrao hamonjy ny malahelo rehetra eto amin’ny tany. Fiatoana


Ny fahendren’olombelona sy ny fahaizana amam-pisainany dia maivana eo anatrehan’ny TOMPO.


Hofoanana ny fifanekenareo tamin’ny fahafatesana ary tsy hateza ny fifanarahanareo tamin’ny fonenan’ny maty; koa raha mandalo ny loza mifofofo fiavy, dia hanapotika anareo.


Eny, efa tezitra nisafoaka tamiko tokoa ianao ary efa tafakatra an-tsofiko ny fireharehànao; koa hasiako farango ny oronao ary hasiako lamboridy ny vavanao, dia hampivereniko any an-taninao ianao amin’izay lalana niavianao ihany.


Tamin’ny andro nanjakàn’i Ahaza, zanakalahin’i Jôtama sady zafikelin’i Hozià mpanjakan’i Joda, dia niakatra i Retsîna mpanjakan’i Siria sy i Peka, zanakalahin’i Remalià sady mpanjakan’i Israely, mba hanafika an’i Jerosalema, kinanjo tsy nahafaka azy.


‹Andeha isika hiakatra hamely an’i Joda mba hampitahotra azy, ka hoterentsika hanaraka antsika izy; dia ilay zanakalahin’i Tabeela no hatsangantsika hanjaka ao aminy.›


Manaova fikasana fa ho rava izany, manaova lahateny aman-karajia fa tsy hisy ho tanteraka akory ireny, satria Andriamanitra no momba anay.


Iza moa no miteny, dia mampisy zavatra? Moa tsy ny Tompo va no mandidy?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra