Isaia 7:7 - Baiboly Katolika7 noho izany dia izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Tsy ho vanona izany; tsy hisy izany! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tsy ho tanteraka izany sady tsy hisy, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Izao kosa no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Tsy ho tanteraka sady tsy hisy izany Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Izao kosa no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Tsy ho tanteraka sady tsy hisy izany Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Dia izao no lazain’i Jehovah Tompo: Tsy ho tanteraka izany, Ary tsy hisy izany; Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tsy ho tanteraka izany, Ary tsy hisy izany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tsy ho tanteraka izany sady tsy hisy, Jereo ny toko |