Isaia 5:12 - DIEM PROTESTANTA12 Miala liana amin’ny feom-baliha sy lokanga ombàn’ny ampongatapaka sy sodina ireo; fa izay ataon’ny TOMPO tsy ahoany ary ny asa vitany tsy jereny akory! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ny lokanga sy ny valiha, ny ampongatapaka sy ny sodina ary ny divay no foto-panasany; nefa tsy mba jereny ny asan’NY TOMPO, ary tsy mba hitany ny asan’ny tanany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Miala liana amin’ny feom-baliha sy lokanga ombàn’ny ampongatapaka sy sodina ireo; fa izay ataon’ny TOMPO tsy ahoany ary ny asa vitany tsy jereny akory! Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Harpa amam-baliha sy langoroany, ary sodina aman-divay, dia izay no fanasan’izy ireo; fa ny asan’i Iaveh tsy asiany fiheverana, ary ny ataon’ny tanany tsy jereny akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary ny lokanga sy ny valiha, ny ampongatapaka sy ny sodina ary ny divay no foto-panasany; Fa ny asan’i Jehovah tsy mba jereny, Ary ny ataon’ny tànany tsy mba hitany. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary ny lokanga sy ny valiha, ny ampongatapaka sy ny sodina ary ny divay no foto-panasany; Fa ny asan'i Jehovah tsy mba jereny, Ary ny ataon'ny tanany tsy mba hitany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ny lokanga sy ny valiha, ny ampongatapaka sy ny sodina ary ny divay no foto-panasany; nefa tsy mba jereny ny asan’NY TOMPO, ary tsy mba hitany ny asan’ny tanany. Jereo ny toko |
Fa nihantsy ny Tompon’ny lanitra ianao, raha nampaka ny tsatokaty voababo tao an-tempoliny ho eo anatrehanao; ka ny tenanao sy ny olo-manan-kajanao ary ireo vadinao mbamin’ny vaditsindranonao no nisotro divay taminy. Nankalazainao ireo andriamanitra volafotsy sy volamena, halimo sy vy ary vato aman-kazo izay tsy mahita na mandre na mahalala akory, fa ilay Andriamanitra Izay mihazona ny ainao sy miahy ny lalanao rehetra kosa tsy mba nomenao voninahitra.