Isaia 5:10 - DIEM PROTESTANTA10 Ny tanimboaloboka telo hekitara tsy hamokatra afa-tsy divay dimampolo litatra; izay mamafy varim-bazaha zato kilao tsy hioty afa-tsy folo kilao monja.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Bata iray monja no ho vokatry ny tanim-boaloboka folo zemeda, ary eran’ny efaha monja no ho vokatry ny masomboly eran’ny homera. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ny tanimboaloboka telo hekitara tsy hamokatra afa-tsy divay dimampolo litatra; izay mamafy varim-bazaha zato kilao tsy hioty afa-tsy folo kilao monja.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Fa ny tanimboaloboka telon-jato aza tsy hahavokatra afa-tsy iray bata, ny voan-javatra iray homera tsy hahavokatra afa-tsy iray efah. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary bata iray monja no ho vokatry ny tanimboaloboka folo zemeda, Ary rehefa iray monja no ho vokatry ny voan-javatra eran’ny homera. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary bata iray monja no ho vokatry ny tanim-boaloboka folo Zemeda, Ary rehefa iray monja no ho vokatry ny voan-javatra eran'ny homera. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Bata* iray monja no ho vokatry ny tanim-boaloboka folo zemeda, ary eran’ny efaha* monja no ho vokatry ny masomboly eran’ny homera. Jereo ny toko |
inona no nitranga taminareo? Raha misy olona nandeha naka vary tao amin’ny sompitra nampoiziny hahazoana roa arivo kilao, dia tsy nahita afa-tsy arivo kilao ihany izy; ary raha nisy olona nandeha nanovo divay tao amin’ny barîka nampoiziny hahazoana dimampolo litatra dia tsy nahita afa-tsy roapolo litatra ihany izy.