Isaia 48:3 - DIEM PROTESTANTA3 Efa hatry ny ela no nanambarako ny zava-niseho voalohany; Izaho no nampanantena ireny sy nampandre azy anareo. Tampoka no nihetsehako, dia tonga tokoa ireny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ny zavatra taloha dia efa voalazako hatramin’ny fahiny; naloaky ny vavako izany sady nambarako; tampoka no nanaovako izany ary tanteraka ihany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Efa hatry ny ela no nanambarako ny zava-niseho voalohany; Izaho no nampanantena ireny sy nampandre azy anareo. Tampoka no nihetsehako, dia tonga tokoa ireny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Ny zavatra taloha, dia efa nambarako hatramin’ny ela; naloaky ny vavako izany, sady nantsoiko ampahibemaso; ary tampoka Aho dia nanao, ka tanteraka ireo zavatra ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ny zavatra taloha dia efa voalazako hatramin’ny fahiny, Ary naloaky ny vavako izany sady nambarako; Tampoka no nanaovako izany, ary tonga izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ny zavatra taloha dia efa voalazako hatramin'ny fahiny, ary naloaky ny vavako izany sady nambarako; Tampoka no nanaovako izany, ary tonga izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Ny zavatra taloha dia efa voalazako hatramin’ny fahiny; naloaky ny vavako izany sady nambarako; tampoka no nanaovako izany ary tanteraka ihany. Jereo ny toko |
Aoka hiangona ny firenena rehetra ary hivory ny olombelona! Iza amin’ireo andriamanitrareo no mahalaza aminay ny zava-nitranga? Aoka izy hanambara aminay ny zava-niseho voalohany. Aoka hasehony ny vavolombelony mba haneho ny fahamarinany; ary aoka ny vavolombelony hihaino azy ka hanamafy hoe: «Marina izany!»