Isaia 41:1 - DIEM PROTESTANTA1 Ry mponina any amin’ny nosy lavitra, mangina ka henoy Aho, hoy ny TOMPO. Ary ianareo firenena, misikîna herim-po. Misehoa aloha vao miteny ary andeha isika hiara-kiatrika fitsarana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Mangìna ianareo hihaino Ahy, ry nosy! Ary aoka hanavao ny heriny ny firenena; aoka hanatona izy ka hiteny! Andeha isika hifanatona eo amin’ny fitsarana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ry mponina any amin’ny nosy lavitra, mangina ka henoy Aho, hoy ny TOMPO. Ary ianareo firenena, misikîna herim-po. Misehoa aloha vao miteny ary andeha isika hiara-kiatrika fitsarana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Mangina hihaino Ahy ianareo, ry nosy, ary aoka ny firenena hamelombelona ny heriny, ka hanatona sy hiteny! Andeha isika hiaraka ho eo amin’ny fitsarana Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 MANGÌNA hihaino Ahy hianareo, ry nosy, Ary aoka handroso hery ny firenena; Aoka hanatona izy, ka dia hiteny; Andeha isika hifanatona eo amin’ny fitsarana. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Mangina hihaino ahy ianareo, ry nosy, ary aoka handroso hery ny firenena; Aoka hanatona izy, ka dia hiteny; Andeha isika hifanatona eo amin'ny fitsarana. Jereo ny toko |
Aoka hiangona ny firenena rehetra ary hivory ny olombelona! Iza amin’ireo andriamanitrareo no mahalaza aminay ny zava-nitranga? Aoka izy hanambara aminay ny zava-niseho voalohany. Aoka hasehony ny vavolombelony mba haneho ny fahamarinany; ary aoka ny vavolombelony hihaino azy ka hanamafy hoe: «Marina izany!»