Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 32:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Ny adala tsy hatao intsony hoe olona manan-toe-tsaina ambony; ary ny fangoloka tsy holazaina hoe olona malala-tanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Ny adala dia tsy hantsoina intsony hoe andriana ary ny mpanambaka dia tsy holazaina hoe mahafoy be.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Ny adala tsy hatao intsony hoe olona manan-toe-tsaina ambony; ary ny fangoloka tsy holazaina hoe olona malala-tanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Ny adala tsy mba antsoina hoe andriana intsony; ary ny mpihatsaravelatsihy, tsy ho lazaina hoe mahery mahery intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ny adala tsy holazaina intsony hoe mitoetr’andriana, Ary ny mpifetsy tsy holazaina hoe mahafoy be.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ny adala tsy holazaina intsony hoe mitoetr'andriana, ary ny mpifetsy tsy holazaina hoe mahafoy be.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Ny adala dia tsy hantsoina intsony hoe andriana ary ny mpanambaka dia tsy holazaina hoe mahafoy be.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 32:5
8 Rohy Ifampitohizana  

TOMPO ô, mitana ny teninao Ianao ka hiambina anay mandrakariva tsy ho azon’ny karazan’olona toy izany,


tsy miraharaha izay lavin’Andriamanitra, fa manaja an’ireo mpivavaka amin’ny TOMPO, tsy mivadika amin’ny fianianana vita na dia maningotra ny tenany aza izany;


Ny fangoloka kosa manana fitaovana ratsy, mamorona teti-dratsy hamelezana ny malahelo amin’ny filazana zavatra hosoka rehefa mitaky ny hitsiny ny mahantra.


Lozan’ireo olona milaza ny tsara hoe ratsy na milaza ny ratsy hoe tsara. Ny maizina lazainy ho mazava ary ny mazava lazainy ho maizina; ny mamy lazainy ho mangidy ary ny mangidy lazainy ho mamy.


Ka dia ho hitanareo indray ny fahasamihafan’ny olo-marina sy ny olon-dratsy, dia ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo Azy.


Aza miraharaha an’i Nabala ianao, fa olona adala tsy misy antony iny, dia araka ny anarany ihany hoe Nabala-Adala; eny, olona adala lozabe izy. Fa izaho kosa, tompoko, tsy mba nahita ireo tovolahy izay nirahinao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra