Isaia 30:3 - DIEM PROTESTANTA3 Hivadika ho henatra ho anareo izany fiarovan’ny Farao izany, ary ho fahafaham-baràkanareo ny fialofana eo ambany alok’i Ejipta, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Kanjo ho tonga henatra ho anareo ny fiarovana mafin’ny farao, ary ho fanalam-baraka anareo ny fialokalofanareo ao amin’ny alokalok’i Ejipta. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Hivadika ho henatra ho anareo izany fiarovan’ny Farao izany, ary ho fahafaham-baràkanareo ny fialofana eo ambany alok’i Ejipta, Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Hody henatra ho anareo, ny fiarovan’i Faraôna; ary ho fanalam-baraka ho anareo, ny fialokalofana eo amin’ny alokalok’i Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Kanjo ho tonga henatra ho azy ny fiarovana mafin’i Farao, Ary ho fanalam-baraka azy ny fialokalofany ao amin’ny alokalok’i Egypta. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Kanjo ho tonga henatra ho azy ny fiarovana mafin'i Farao, ary ho fanalam-baraka azy ny fialokalofany ao amin'ny alokalok'i Egypta. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Kanjo ho tonga henatra ho anareo ny fiarovana mafin’ny farao, ary ho fanalam-baraka anareo ny fialokalofanareo ao amin’ny alokalok’i Ejipta. Jereo ny toko |
Dia niteny indray i Jeremià hoe: –Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Tahaka ny nanosahako ny fahatezerako sy ny fahavinirako tamin’ny mponin’i Jerosalema no hanosahako ny fahavinirako aminareo koa, raha mankany Ejipta ianareo. Dia hatsiravina sy hampahonena ianareo ka ho tonga oha-panozonana sy oha-pandatsana, ary tsy hahita ity toerana ity intsony.»