Isaia 26:1 - DIEM PROTESTANTA1 Amin’izany andro izany, ao amin’ny tanin’i Joda dia hihirana izao hira izao: «Manan-tanàna mafy isika. Manda roa sosona no nataon’ny TOMPO mba ho fiarovana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Amin’izany andro izany dia hohiraina eto amin’ny tanin’i Joda izao hira izao: Manana tanàna mafy isika; famonjena no napetraky NY TOMPO ho manda sy fiarovana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Amin’izany andro izany, ao amin’ny tanin’i Joda dia hihirana izao hira izao: «Manan-tanàna mafy isika. Manda roa sosona no nataon’ny TOMPO mba ho fiarovana azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Amin’izany andro izany hohiraina ao amin’ny tanin’i Jodà izao hira izao: «Manana tanàna mafy isika! Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 Amin’izany andro izany dia hohiraina eto amin’ny tanin’ny Joda izao fihirana izao: Manana tanàna mafy isika; Famonjena no hotendren’i Jehovah ho mànda sy fiarovana. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Amin'izany andro izany dia hohiraina eto amin'ny tanin'ny Joda izao fihirana izao: Manana tanàna mafy isika; Famonjena no hotendren'i Jehovah ho manda sy fiarovana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Amin’izany andro izany dia hohiraina eto amin’ny tanin’i Joda izao hira izao: Manana tanàna mafy isika; famonjena no napetraky NY TOMPO ho manda sy fiarovana. Jereo ny toko |
ny kotaban’ny fety sy ny horakora-pifaliana. Ho re ao indray ny hiran’ny mpanambady; ho re ao indray ny hira manao hoe: Derao ny TOMPOn’izao rehetra izao, fa tsara Izy; eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany. Izany no hiran’ireo mitondra sorom-pisaorana mankao an-tranoko. Eny, hoy Izaho TOMPO, haveriko amin’ny laoniny toy ny fahiny izany tany izany.»