Isaia 24:9 - DIEM PROTESTANTA9 Tsy misy divay hosotroina intsony ka foana ny hirahira; mangidy mbamin’ny toaka eo am-bavan’ny mpisotro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Tsy misy mihira eo am-pisotroan-divay intsony, mangidy amin’izay misotro azy ny toaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Tsy misy divay hosotroina intsony ka foana ny hirahira; mangidy mbamin’ny toaka eo am-bavan’ny mpisotro. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Tsy misy misotro divay intsony ny olona eo am-pihainoan-kira; ary mangidy amin’ny mpisotro azy, ny fisotro mahamamo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Tsy mihira eo am-pisotroan-divay intsony izy, Mangidy amin’izay misotro azy ny toaka; Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Tsy mihira eo am-pisotroan-divay intsony izy, mangidy amin'izay misotro azy ny toaka; Jereo ny toko |
Ny Tompon’izao rehetra izao hiaro ny vahoakany; ka havandra vaventy no halefany hamotika sy hanorotoro ny fahavalony; dia hataony mikoriana ny ran’ireo ka hampiely ny ran’ny fahavalony mova tsy tahaka ny divay, na koa tahaka ny ram-biby atao sorona izay mameno ny tsangambava famafazana sy mandrakotra ny zoron’ny alitara.