Isaia 24:5 - DIEM PROTESTANTA5 Ny tany dia voaloton’ny mponina ao aminy fa nandika ny lalànan’ny Tompo ireny, tsy nanaraka ny fitsipika fa nivadika tamin’ny fanekempihavanana izay maharitra mandrakizay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Novetavetain’ny mponina ao aminy ny tany satria nandika ny lalàna izy sady nanodinkodina ny didy ary nivadika tamin’ny Fanekena mandrakizay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ny tany dia voaloton’ny mponina ao aminy fa nandika ny lalànan’ny Tompo ireny, tsy nanaraka ny fitsipika fa nivadika tamin’ny fanekempihavanana izay maharitra mandrakizay. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Voatolon’ny mponina aminy, ny tany, satria izy ireo nandika ny lalàna, nivadika tamin’ny didy, nandrava ny fanekena mandrakizay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ny tany dia efa voavetavetan’ny mponina ao aminy, Satria nandika ny lalàna sy nanota ny didy izy Ary nivadika ny fanekena mandrakizay. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary ny tany dia efa voavetavetan'ny mponina ao aminy, satria nandika ny lalàna sy nanota ny didy izy ary nivadika ny fanekena mandrakizay. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Novetavetain’ny mponina ao aminy ny tany satria nandika ny lalàna izy sady nanodinkodina ny didy ary nivadika tamin’ny Fanekena mandrakizay. Jereo ny toko |
raha tàhiny ialànareo ny fanekempihavanana izay efa nandidian’Izy TOMPO Andriamanitrareo anareo; ary raha mandeha manompo andriamani-kafa ianareo ka hiankohoka eo anatrehan’ireo, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’ny TOMPO ka ho levona faingana tsy ho eto amin’ity tany soa nomeny anareo ity ianareo.