Isaia 24:3 - DIEM PROTESTANTA3 Ho simba sy ho rava tanteraka ny tany. Fa izao teny izao no nambaran’ny TOMPO: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Ho foana tanteraka ny tany, tena horobaina manontolo izy, fa NY TOMPO no efa miteny izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ho simba sy ho rava tanteraka ny tany. Fa izao teny izao no nambaran’ny TOMPO: Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Hosimbana sy hatolotra horobaina, ny tany, fa izany no teny notononin’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Hatao foana dia foana ny tany, Ary hobaboina dia hobaboina tokoa izy, Fa Jehovah no efa niteny. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Hatao foana dia foana ny tany, ary hobaboina dia hobaboina tokoa izy, fa Jehovah no efa niteny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Ho foana tanteraka ny tany, tena horobaina manontolo izy, fa NY TOMPO no efa miteny izany. Jereo ny toko |