Isaia 23:3 - DIEM PROTESTANTA3 Izay afafy eny amoron’i Neily dia i Tsidôna no mioty azy; izy no mandray ny tombombarotr’ireo firenena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Teny amin’ny ranobe ny varin’i Sihora, dia ny vokatr’i Neily ka nampiditra harena ho azy izy; ary tonga tsenan’ny firenena izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Izay afafy eny amoron’i Neily dia i Tsidôna no mioty azy; izy no mandray ny tombombarotr’ireo firenena. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Mamakivaky ny ranobe ny vary avy any Nila, ny vokatry ny ony, niditra ho hareny, tsenan’ny firenena izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Teny amin’ny rano be ny varin’i Sihora, Dia ny vokatr’i Neily, ka nampiditra harena ho azy; Ary tonga tsenan’ny firenena izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Teny amin'ny rano be ny varin'i Sihora, dia ny vokatr'i Neily, ka nampiditra harena ho azy; Ary tonga tsenan'ny firenena izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Teny amin’ny ranobe ny varin’i Sihora, dia ny vokatr’i Neily ka nampiditra harena ho azy izy; ary tonga tsenan’ny firenena izy. Jereo ny toko |
izany hoe ny faritra noheverina ho kanahanita manomboka hatreo amin’ny lohasahan-driaka Sihôra izay sisin-tany atsinanan’i Ejipta ka hatrany amin’ny faritanin’i Hekrôna any avaratra; ao no misy ireo fanjakana dimy tamin’ny Filistinina, dia i Gazà, i Asdôda, i Askelôna, i Gata ary i Hekrôna; ao koa no misy ny Havita