Isaia 2:6 - DIEM PROTESTANTA6 TOMPO ô, efa narianao ny vahoakanao, dia ny taranak’i Jakôba, satria nihahohaho tao aminy ny mpimasy avy any atsinanana sady betsaka tahaka ny an’ny Filistinina ny mpanandrony; ary nifandray tendro tamin’ny vahiny izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Fa efa nanary ny taranak’i Jakoba olonao Ianao satria feno ny fanaon’ny avy any atsinanana izay mpanandro tahaka ny Filistina izy sady nanao fanekena tamin’ny zana-bahiny; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 TOMPO ô, efa narianao ny vahoakanao, dia ny taranak’i Jakôba, satria nihahohaho tao aminy ny mpimasy avy any atsinanana sady betsaka tahaka ny an’ny Filistinina ny mpanandrony; ary nifandray tendro tamin’ny vahiny izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Fa efa nandao ny vahoakanao Ianao, ny taranak’i Jakôba, satria efa feno tafahoatra hatry ny ela ny helony; manaraka ny fankatoavana toy ny Filistinina izy, ary mifandray tanana amin’ny zanaky ny hafa firenena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Fa efa nanary ny taranak’i Jakoba olonao Hianao, Satria feno ny fanao avy any atsinanana izy Ary efa mpanandro tahaka ny Filistina Sady efa be zana-bahiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Fa efa nanary ny taranak'i Jakoba olonao Hianao, Satria feno ny fanao avy any atsinanana izy Ary efa mpanandro tahaka ny Filistina Sady efa be zana-bahiny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Fa efa nanary ny taranak’i Jakoba olonao Ianao satria feno ny fanaon’ny avy any atsinanana izay mpanandro tahaka ny Filistina izy sady nanao fanekena tamin’ny zana-bahiny; Jereo ny toko |
Ary notsindrian’ny Fanahin’Andriamanitra kosa tamin’izay i Zakarià mpisorona zanakalahin’i Jôiadà, ka nitsangana teo amin’ny toerana avoavo manoloana ny vahoaka izy ary nanao taminy hoe: «Izao no lazain’Andriamanitra aminareo: ‹Nahoana no mandika ny didiko ianareo? Tsy ahitanareo fanambinana izany. Noho Izaho TOMPO efa nilaozanareo, dia mba handao anareo koa Aho!› »