Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 2:13 - DIEM PROTESTANTA

13 dia ny sedera rehetra any Libano, izay avo sady mijoalajoala, sy ny hazo ôaka rehetra any Basàna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 dia ny sedera rehetra any Libanona izay avo sady manerinerina, ny hazo oaka rehetra any Basana,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 dia ny sedera rehetra any Libano, izay avo sady mijoalajoala, sy ny hazo ôaka rehetra any Basàna;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 hamelezana ny sedera avo sy manerinerina rehetra any Libàna, mbamin’ny aoka rehetra any Basana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Dia ny sedera rehetra any Libanona, izay avy sady andrandraina, Sy ny hazo ôka rehetra any Basana

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Dia ny sedera rehetra any Libanona, izay avo sady andrandraina, Sy ny hazo ôka rehetra any Basana

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 dia ny sedera rehetra any Libanona izay avo sady manerinerina, ny hazo oaka rehetra any Basana,

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 2:13
9 Rohy Ifampitohizana  

Mandripaka hazo sedera ny feon’ny TOMPO: eny, ripaky ny TOMPO ireo sederan’i Libano.


Ny kipreso sy ny sederan’i Libano koa, noho izao manjo ilay mpanjakazaka izao, dia samy faly ka nanao hoe: «Hatrizay nahafatesanao izay, dia tsy nisy niakatra hanjera anay intsony.»


Misaona ny tany ka milofika, menatra ny tendrombohitr’i Libano ka malazo, nanjary tany hay ny lemak’i Saròna, ringitra i Basàna sy i Karmela.


Tamin’ny alalan’ny mpanomponao no nanevatevanao Ahy Tompo. Hoy ianao hoe: ‹Izaho Saneheriba dia ny kalesiko marobe no niakarako teny an-tampon-tendrombohitra hatreo afovoan-tanin’i Libano mba hikapa ny sedera mijoalajoala sy ny kipreso voafantina eo aminy. Hiakarako ao ny tendrombohitra faran’izay avo sy ny tahirin’alany matevina indrindra.


Hazo ôaka avy any Basàna no nanaovany ny fivoin-tsambonao. Hazo sedera avy any amin’ny nosy Kitima izay nasiana sisika ivoary no nanamboarany ny tokotanin-tsambonao.


Handefasako afo ny tanin’i Joda ka ho levon’izany koa ireo lapa ao Jerosalema.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra