Isaia 19:10 - DIEM PROTESTANTA10 Trotraka ireo mpanao zava-pisotro ary variana ireo mpamboatra labiera. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ho torotoro ny andrin’ny tany ary halahelo ny mpikarama rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Trotraka ireo mpanao zava-pisotro ary variana ireo mpamboatra labiera. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Ireo andrin’i Ejipta ho torotoro, ary ny manao taozavatra ho rera-po avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ny andrin’ ny tany ho torotoro, Ary ny mpikarama rehetra halahelo. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ny andrin'ny tany ho torotoro, ary ny mpikarama rehetra halahelo. Jereo ny toko |
Ary hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Lazao i Aharôna handray ny tehinao ka haninjitra ny tanany manandrify ny rano rehetra eto Ejipta, izany hoe ny renirano sy ny lakan-drano mbamin’ny farihy rehetra; dia hiova ho ra ny rano amin’ireny. Ary hisy ra manerana ny tany Ejipta manontolo, hatrany an-tsinibe hazo sy vato.