Isaia 17:4 - DIEM PROTESTANTA4 Amin’izany andro izany dia hihena ny lanjan’ny taranak’i Jakôba ary ny hatavezany hanjary fahiazana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Amin’izany andro izany dia hihena ny voninahitr’i Jakoba ary ho lasa ny hataviny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Amin’izany andro izany dia hihena ny lanjan’ny taranak’i Jakôba ary ny hatavezany hanjary fahiazana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Izao no hiseho amin’izany andro izany: ny voninahitr’i Jakôba halazo, ny tavin’ny tavany hihamahia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary amin’izany andro izany dia hihena ny voninahitr’i Jakoba, Ary hihena ny hataviny. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary amin'izany andro izany dia hihena ny voninahitr'i Jakoba, ary hihena ny hataviny. Jereo ny toko |