Isaia 17:5 - DIEM PROTESTANTA5 Ho tahaka ny amoriana ny vary amin’ny fararano sy anangonana ny salohim-bary eo an-trotroana izany; eny, ho tahaka ny anangonana salohim-bary ao amin’ny lohasahan’ny Refaita izany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ho tahaka ny fanangon’ny olona ny vary an-tahony amin’ny fararano izany ka jinjain’ny sandriny ny salohim-bary; eny, ho tahaka ny fanangon’ny olona salohim-bary eny amin’ny lohasahan’ny Refaìta. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ho tahaka ny amoriana ny vary amin’ny fararano sy anangonana ny salohim-bary eo an-trotroana izany; eny, ho tahaka ny anangonana salohim-bary ao amin’ny lohasahan’ny Refaita izany, Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Amin’izany dia ho toy ny raha manangona ny amboarany ny mpijinja, sy raha mitango ny salohim-bary ny tanany; ho tahaka ny raha manangona salohim-bary ny olona, eny amin’ny lohasahan-dRefaima. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ho tahaka ny fanangon’ny olona ny vary an-tahony amin’ny fararano izany, Ka tangosan’ny sandriny ny salohim-bary; Eny, ho tahaka ny fanangon’ny olona salohim-bary eny amin’ny Lohosahan’ny Refaïta; Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary ho tahaka ny fanangon'ny olona ny vary an-tahony amin'ny fararano izany, ka tangosan'ny sandriny ny salohim-bary; Eny, ho tahaka ny fanangon'ny olona salohim-bary eny amin'ny lohosahan'ny Refaita; Jereo ny toko |