Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 11:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ny ombivavy sy ny orsavavy hiara-miraoka; ary ny zanak’izy ireo hiara-matory. Hihinam-bilona toy ny omby ny liona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Hiara-komana ny ombivavy sy ny bera, hiara-mandry ny zanany, ary hihina-mololo tahaka ny omby ny liona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ny ombivavy sy ny orsavavy hiara-miraoka; ary ny zanak’izy ireo hiara-matory. Hihinam-bilona toy ny omby ny liona.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ny ombivavy sy ny orsa handeha ho amin’ny tanim-bilona iray, ny zanak’ireo, hiray trano fandriana; ary ny liona hihinam-bilona hoatry ny omby.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary ny ombivavy sy ny bera hiara-komana; Ny zanany hiara-mandry; Ary ny liona hihina-mololo tahaka ny omby;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary ny ombivavy sy ny bera hiara-komana; Ny zanany hiara-mandry; Ary ny liona hihina-mololo tahaka ny omby;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Hiara-komana ny ombivavy sy ny bera, hiara-mandry ny zanany, ary hihina-mololo tahaka ny omby ny liona.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 11:7
2 Rohy Ifampitohizana  

Ny zaza mbola minono hilalao eo an-davaky ny bibilava; ary ny zaza misara-nono hanatsofoka ny tanany ao an-davaky ny menarana.


Hiara-miraoka ahitra ny amboadia sy ny zanak’ondry; ny liona hihinam-bilona toy ny omby, ary ny menarana kosa dia vovoka no ho fihinany. Tsy hisy fanaovan-dratsy intsony, hoy AHO, na fanimbàn-javatra intsony, manerana ny tendrombohitro masina!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra