Isaia 11:12 - DIEM PROTESTANTA12 Hanangana faneva ny Tompo mba hahafantaran’ny hafa firenena fa hamory ireo sesitany tamin’i Israely Izy ary hanangona ireo niely patrana tamin’i Joda avy any amin’ny vazan-tany efatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Dia hanangana faneva ho an’ny Jentilisa Izy ka hamory ny Israely izay voaroaka sy hanangona ny Joda izay voaely avy any amin’ny vazan-tany efatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Hanangana faneva ny Tompo mba hahafantaran’ny hafa firenena fa hamory ireo sesitany tamin’i Israely Izy ary hanangona ireo niely patrana tamin’i Joda avy any amin’ny vazan-tany efatra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Ary izy hanangam-paneva ho an’ny firenena, hamory ny voasesitany amin’i Israely; hanangona ny tafaely amin’i Jodà, avy any amin’ny vazantany efatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Dia hanangana faneva ho an’ny jentilisa Izy Ka hamory ny Isiraely izay voaroaka Sy hanangona ny Joda izay voaely Avy any amin’ny vazan-tany efatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Dia hanangana faneva ho an'ny jentilisa Izy ka hamory ny Isiraely izay voaroaka sy hanangona ny Joda izay voaely Avy any amin'ny vazan-tany efatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Dia hanangana faneva ho an’ny Jentilisa Izy ka hamory ny Israely izay voaroaka sy hanangona ny Joda izay voaely avy any amin’ny vazan-tany efatra. Jereo ny toko |
Hapetrako eo anivony ny mariky ny fahefàko. Ary ireo sisa velona tamin’ny fitsarako dia hirahiko ho any amin’ny vahoakan’i Tarsisy sy i Pola ary i Loda izay olona kinga amin’ny fandefasana zana-tsipîka, na hirahiko ho any Tobala sy i Javàna ary any amin’ireo nosy lavitra izay tsy mbola nandre ny lazako sady tsy mbola nahita ny voninahitro. Dia hotorîn’ireo irako any amin’ny hafa firenena ny voninahitro.
Ary nandredona hira vaovao ho an’ny Zanakondry ny loholona ka nanao hoe: «Ianao no mendrika handray ny horonamboky sy hamaha ny tombokaseny. Efa voavono ho faty Ianao, ka ny ranao nafoinao no nanavotanao olona ho an’Andriamanitra, dia olona avy tamin’ny foko amam-piteny samy hafa sy avy tamin’ny vahoaka amam-pirenena samy hafa.