Hosea 8:5 - DIEM PROTESTANTA5 Maharikoriko ilay ombilahikelinareo, ry olon’i Samaria! Mampirehi-pahatezerana Ahy ianareo Mandra-pahoviana ny tenanareo no tsy hiharam-pamaizana? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Maharikoriko ny ombilahikelinao, ry Samaria! Mirehitra aminareo ny fahatezerako. Mandra-pahoviana no tsy ho zakanareo ny fahadiovana? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Maharikoriko ilay ombilahikelinareo, ry olon’i Samaria! Mampirehi-pahatezerana Ahy ianareo Mandra-pahoviana ny tenanareo no tsy hiharam-pamaizana? Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Naharikoriko Ahy ity zanak’ombinao, ry Samaria; nirehitra tamin’izy ireo ny fahatezerako. Mandra-pahoviana no tsy hahazoana mandio azy ireo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Maharikoriko ilay ombilahy kelinao, ry Samaria; Mirehitra aminareo ny fahatezerako; Mandra-pahoviana no tsy ho tohanareo ny fahadiovana? Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Maharikoriko ilay ombilahy kelinao, ry Samaria; Mirehitra aminareo ny fahatezerako; Mandra-pahoviana no tsy ho tohanareo ny fahadiovana? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Maharikoriko ny ombilahikelinao, ry Samaria! Mirehitra aminareo ny fahatezerako. Mandra-pahoviana no tsy ho zakanareo ny fahadiovana? Jereo ny toko |
Nirehitra ny afon’ny fahatezerako ka nandoro ny toeran’ny maty, hatrany amin’ny farany ambany sy nandevona ny tany mbamin’ny vokatra ao aminy ary nampirehitra ny fanambanin’ny tendrombohitra. HEAVEN-THE DWELLING PLACE OF GOD NY LANITRA-TOERAM-PONENAN’ANDRIAMANITRA THE WATER ABOVE THE VAULT NY RANO AMBONIN’NY HABAKABAKA VAULT OF HEAVEN NY HABAKABAKA ANDOHALAMBON’NY LANITRA EARTH NY TANY Pillars of the sky (2) Andry fanorenan’ny lanitra (2) Pillars of the earth (3) Andry fanorenan’ny tany (3) Sheol Toeran’ny maty The Abyss of waters (2) Ranolalimbe Early conception of the universe Fiheverana fahagola ny amin’ny firafitr’izao tontolo izao (Deôterônômy 32.22) [NEB 148]