Hosea 6:10 - DIEM PROTESTANTA10 Zava-maharikoriko no hitako tao amin’ny fanjakan’i Israely. Ny fivarotan-tenan’i Efraîma no ao ka mahaloto an’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Tao amin’ny taranak’Israely no nahitako zavatra mahatsiravina; ao no nijangajangan’i Efraima sy naha voaloto an’Israely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Zava-maharikoriko no hitako tao amin’ny fanjakan’i Israely. Ny fivarotan-tenan’i Efraîma no ao ka mahaloto an’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Zava-mahatsiravina no hitako teo amin’ny taranak’i Israely; fa ao no ijangajangan’i Efraima, sy andotoan’i Israely tena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Tao amin’ny taranak’Isiraely no nahitako zavatra mahatsiravina: Ao ny fijangajangan’i Efraima, voaloto Isiraely. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Tao amin'ny taranak'Isiraely no nahitako zavatra mahatsiravina: ao ny fijangajangan'i Efraima, voaloto Isiraely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Tao amin’ny taranak’Israely no nahitako zavatra mahatsiravina; ao no nijangajangan’i Efraima sy naha voaloto an’Israely. Jereo ny toko |
Fa tao amin’ny mpaminanin’i Jerosalema dia nahitako zavatra mahatsiravina: sady mijangajanga izy no mivelona amin’ny lainga. Mampirisika ny mpanao ratsy izy hany ka misakana ny tsirairay hiala amin’ny faharatsiany. Izy rehetra amiko dia tonga tahaka ny olon’i Sôdôma; ary ny mponin’i Jerosalema dia sahala amin’ny an’i Gômôra.»