Hosea 5:4 - DIEM PROTESTANTA4 Fa tsy mamela azy hiverina amin’Andriamaniny ny asa nataon’ny Israelita. Rivotry ny fivarotan-tena no mitsoka ao aminy ka tsy mahalala ny TOMPO izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Tsy avelan’ny ataony hiverina amin’Andriamanitra izy satria ny fanahim-pijangajangana no ao anatiny ary tsy mahalala NY TOMPO izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Fa tsy mamela azy hiverina amin’Andriamaniny ny asa nataon’ny Israelita. Rivotry ny fivarotan-tena no mitsoka ao aminy ka tsy mahalala ny TOMPO izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Tsy avelan’ny asa nataony hiverina amin’Andriamanitra izy ireo, fa saim-pijangajangana no eo afovoany, ka tsy mahalala an’i Iaveh izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Tsy avelan’ny ataony hiverina amin’Andriamanitra izy; Fa ny fanahim-pijangajangana no ao anatiny, Ary Jehovah tsy fantany. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Tsy avelan'ny ataony hiverina amin'Andriamanitra izy; Fa ny fanahim-pijangajangana no ao anatiny, ary Jehovah tsy fantany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Tsy avelan’ny ataony hiverina amin’Andriamanitra izy satria ny fanahim-pijangajangana no ao anatiny ary tsy mahalala NY TOMPO izy. Jereo ny toko |
Tsy hofaiziko ny zanakavavinareo raha mivaro-tena izy, na ny vinantovavinareo, raha manitsakitsa-bady izy. Satria ireny mpisorona ireny aza no mitondra mpivarotena any amin’ny takona, ka mihinana ny sorona aterina amin-tsampy miaraka amin’ireny vehivavy ireny. Fa hoy ny ohabolana hoe: «Izay vahoaka tsy misy fahaiza-manavaka dia vahoaka mamery ny tenany.