Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 1:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Rehefa nisara-nono i Lô-Rohamà, dia nitoe-jaza indray i Gômera ka niteraka zazalahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Rehefa nisara-nono i Lo-Rohama dia nanana anaka indray ny reniny ka nitera-dahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Rehefa nisara-nono i Lô-Rohamà, dia nitoe-jaza indray i Gômera ka niteraka zazalahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Nony notazany i Lô-Rôkama, dia nanana anaka indray ravehivavy, ka nitera-dahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary rehefa notazana Lô-rohama, dia nanan-anaka indray reniny ka nitera-dahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary rehefa notazana Lò-rohama, dia nanan'anaka indray reniny ka nitera-dahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Rehefa nisara-nono i Lo-Rohama dia nanana anaka indray ny reniny ka nitera-dahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 1:8
4 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa lehibe ny zaza, dia nosarahi-nono. Koa nanao fanasana lehibe i Abrahama noho izany.


Nitoe-jaza indray i Gômera ka niteraka zazavavy; ary hoy ny TOMPO tamin’i Hôsea: «Ataovy hoe Lô-Rohamà ny anarany, satria tsy haneho fitiavana intsony amin’ny taranak’i Israely Aho; eny, hotsoahiko aminy tanteraka ny fitiavako.


Fa hotiaviko kosa ny taranak’i Joda ka hovonjeko. Izaho TOMPO Andriamaniny no hamonjy azy, nefa tsy amin’ny tsipîka na amin’ny sabatra na amin’ny ady, na koa amin’ny soavaly na amin’ny mpitaingin-tsoavaly, fa amin’ny anarako.»


Dia hoy ny TOMPO tamin’i Hôsea: «Ataovy hoe Lô-Hamỳ ny anarany, satria tsy vahoakako ianareo, ary tsinontsinona Aho aminareo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra