Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hagay 1:2 - DIEM PROTESTANTA

2 –Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Ny vahoakan’ity firenena ity milaza fa tsy mbola tonga ny fotoana hananganana indray ny tranoko.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Ity firenena ity dia niteny hoe: Tsy mbola tonga ny fotoana tokony hananganana indray ny tranon’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 –Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Ny vahoakan’ity firenena ity milaza fa tsy mbola tonga ny fotoana hananganana indray ny tranoko.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Ity firenena ity manao hoe: Tsy mbola tonga ny fotoana, ny fotoana hanaovana ny tranon’i Iaveh indray.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro: Ity firenena ity nanao hoe: Tsy mbola tonga ny andro tokony hihaviana hanaovana ny tranon’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Ity firenena ity nanao hoe: Tsy mbola tonga ny andro tokony hihaviana hanaovana ny tranon'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Ity firenena ity dia niteny hoe: Tsy mbola tonga ny fotoana tokony hananganana indray ny tranon’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Hagay 1:2
14 Rohy Ifampitohizana  

Kanjo tamin’ny taona faha-23 nanjakan’i Jôasy dia tsy mbola voavoatr’ireo mpisorona ihany ny simba tamin’ny tempoly.


Vao voavaky teo anatrehan’i Rehoma sy i Simsay ary ny namany kosa ilay taratasin’ny amperôra Artakserksesa, dia niakatra faingana ho any amin’ny Jiosy tany Jerosalema ry zareo ka nampitsahatra azy an-keriny sy an-ditra.


Saingy nanomboka tamin’io andro io, dia ny antsasaky ny oloko no nanao ny asa, fa ny antsasany kosa nitana lefona sy ampinga ary tsipîka aman’akanjo fiarovan-tratra; ireo filoha dia samy teo ivohon’ny olona rehetra amin’i Joda


Hoy ny kamo hoe: «Misy liona ao ivelany ao; ka mety ho fatiny aho, raha eny an-dalambe.»


Mampidi-doza ny fahatahorana olona; fa izay matoky ny TOMPO kosa no voaaro.


Izay mataho-drivotra na manahy ny oran-ko avy dia tsy mba hamafy na hijinja.


misy fotoana amonoana ary misy fotoana itsaboana; misy fotoana andravana ary misy fotoana ananganana.


Ampiasao ny herinao hanatanterahanao izay rehetra azonao atao, fa any amin’ny toeran’ny maty izay halehanao tsy mba misy asa na famoronan-javatra na fahalalana na fahendrena.


Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariôsa, fony andro voalohan’ny volana fahenina, dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Hagay mpaminany. Hafatra ho an’ny governoran’i Joda, dia i Zerobabela zanakalahin’i Sealtiela, sy ho an’i Josoa mpisorombe zanakalahin’i Jôtsadaky izany ka nanao hoe:


Dia nisy indray tenin’ny Tompo tamin’ny alalan’i Hagay mpaminany. Hafatra ho an’ny vahoaka izany ka nanao hoe:


Ireo olona niara-niakatra tamin’i Kaleba kosa nanao hoe: –Tsy afaka manafika ireo olona ireo isika fa mahery lavitra noho isika izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra