Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 8:16 - DIEM PROTESTANTA

16 «Mivoaha tao amin’ny sambofiara ianao sy ny vadinao ary ireo zanakalahinao mbamin’ireo vinantovavinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Mivoaha avy ao amin’ny sambofiara ianao sy ny vady aman-janakao ary ny vinantovavinao miaraka aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 «Mivoaha tao amin’ny sambofiara ianao sy ny vadinao ary ireo zanakalahinao mbamin’ireo vinantovavinao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 «Mivoaha amin’ny sambo fiara ianao sy ny vadinao, ny zanakao lahy sy ny vinantovavinao miaraka aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Mivoaha amin’ny sambo-fiara hianao sy ny vadinao aman-janakao ary ny vinantonaovavy miaraka aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Mivoaha amin'ny sambo-fiara ianao sy ny vadinao aman-janakao ary ny vinantonao vavy miaraka aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Mivoaha avy ao amin’ny sambofiara ianao sy ny vady aman-janakao ary ny vinantovavinao miaraka aminao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 8:16
14 Rohy Ifampitohizana  

Hoy ny TOMPO tamin’i Noà: –Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao, satria ianao irery no hitako fa marina teo anatrehako tamin’izao taranaka izao.


Tamin’io andro io no niditra tao amin’ny sambofiara i Noà sy ny vadiny ary koa i Sema sy i Hama ary i Jafeta zanany lahy mbamin’ireo vinantovaviny telo;


Niditra tao anaty sambofiara izy mbamin’ny vady aman-janany ary ireo vinantovaviny mba tsy ho tratry ny safo-drano.


Dia hoy Andriamanitra tamin’i Noà:


Avoahy koa ireo biby rehetra niaraka taminao, dia ny karazam-borona rehetra, ny biby rehetra isan-karazany na kely na lehibe, ary aoka hiparitaka eny ambonin’ny tany ireny, ka hitombo eny.»


hiambina anao mandroso sy miverina manomboka izao ka ho mandrakizay!


Fa ny Tompo handidy ny anjeliny hiahy anao mba hiaro anao na aiza na aiza alehanao;


Dia hoy ny Tompo hoe: «Ny aminareo kosa, ry mponin’i Tsiôna, noho ianareo nanaovako fanekempihavanana izay nohamafisina tamin’ny ran-tsorona, no efa namoahako ny mpigadranao toy ny avy tao an-davaka tsisy rano.


Ny mpisorona izay nitondra ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO dia nijoro tamin’ny tany maina teo afovoan’i Jôrdàna, mandra-pahatafita ny Israelita rehetra izay nandia tany maina ho eny ampita.


Ny mpisorona nitondra ny Vatamasina kosa dia nijoro teo afovoan’i Jôrdàna ambara-pahatanteraky ny teny rehetra izay nodidian’ny TOMPO holazain’i Josoa amin’ny vahoaka, araka izay rehetra efa nandidian’i Mosesy an’i Josoa. Dia nita faingana ny vahoaka;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra