Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 7:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Naharitra 150 andro ny fahatondrahan’ny rano teny ambonin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Naharitra 150 andro ny fahatondrahan’ny rano teny ambonin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Dimampolo amby zato andro no nahatondraka ny rano tambonin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary nahery tambonin’ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary nahery tambonin'ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 7:24
2 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa afaka izany, dia notsarovan’Andriamanitra i Noà sy ny bibidia rehetra ary ny biby fiompy rehetra izay niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara; ka nampandalo rivo-mahery teny ambonin’ny tany Izy, dia niharîtra ny rano.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra