Genesisy 7:24 - Baiboly Katolika24 Dimampolo amby zato andro no nahatondraka ny rano tambonin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Naharitra 150 andro ny fahatondrahan’ny rano teny ambonin’ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Naharitra 150 andro ny fahatondrahan’ny rano teny ambonin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Ary nahery tambonin’ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary nahery tambonin'ny tany dimam-polo amby zato andro ny rano. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Mbola nitombo ihany tetỳ ambonin’ny tany nandritra ny dimampolo amby zato andro ny rano. Jereo ny toko |