Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 7:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Maty avokoa izay rehetra nanam-pofonaina tamin’ny vavorona teny an-tanety.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Izay rehetra manam-pofonaina eo am-bavorony, izay rehetra teo amin’ny tany maina, dia maty avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Maty avokoa izay rehetra nanam-pofonaina tamin’ny vavorona teny an-tanety.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Maty daholo rehefa mety ho zavatra mitoetra amin’ny tany maina, rehefa mety ho zava-manam-pofon’aina teo am-bavorony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Izay rehetra nanam-pofonaina teo am-bavorony, avy tamin’izay rehetra teo amin’ny tany maina, dia maty avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Izay rehetra nanam-pofonaina teo am-bavorony, avy tamin'izay rehetra teo amin'ny tany maina, dia maty avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Izay rehetra manam-pofonaina eo am-bavorony, izay rehetra teo amin’ny tany maina, dia maty avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 7:22
3 Rohy Ifampitohizana  

Nataon’Andriamanitra avokoa ny bibidia isan-karazany, ny biby fiompy isan-karazany, ary ny biby madinika isan-karazany mandady amin’ny tany; ka hitan’Andriamanitra fa tsara izany.


Ary vovoka avy amin’ny tany no nalain’ny TOMPO Andriamanitra, ka nanamboarany olombelona anankiray. Nitsofany fofonaina mahavelona tao am-bavorony, dia tonga manana aina raolombelona.


Indro Aho hahatonga safo-drano lehibe mba hamongorana izay rehetra manana aina atỳ ambany lanitra, ka ho levona avokoa izay rehetra eny ambonin’ny tany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra