Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 7:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Samy tonga tsiroaroa teo amin’i Noà tao anatin’ny sambofiara ireo voaary rehetra manam-pofonaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Niditra tao amin’i Noa tao anatin’ny sambofiara ireo, tsiroaroa avy tamin’ny nofo rehetra izay manam-pofonaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Samy tonga tsiroaroa teo amin’i Noà tao anatin’ny sambofiara ireo voaary rehetra manam-pofonaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Nanatona tsiroaroa izy ireo, avy amin’ny nofo rehetra manam-pofon’aina nankeo amin’i Nôe tao an-tsambo fiara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Dia niditra tao amin’i Noa tao anatin’ny sambo-fiara ireo, dia tsiroaroa avy tamin’ny nofo rehetra izay manam-pofonaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Dia niditra tao amin'i Noa tao anatin'ny sambo-fiara ireo, dia tsiroaroa avy tamin'ny nofo rehetra izay manam-pofonaina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Niditra tao amin’i Noa tao anatin’ny sambofiara ireo, tsiroaroa avy tamin’ny nofo rehetra izay manam-pofonaina.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 7:15
5 Rohy Ifampitohizana  

niditra tao koa ireo bibidia amam-biby fiompy rehetra isan-karazany sy ireo bibikely rehetra isan-karazany mihetsiketsika ambonin’ny tany mbamin’ireo voro-manidina rehetra isan-karazany sy ireo bibikely rehetra manana elatra.


Lahy sy vavy tamin’ireo zava-mananaina rehetra ireo no niditra tao, araka izay efa nandidian’Andriamanitra an’i Noà. Avy eo dia nohidin’ny TOMPO ny varavarana.


dia tonga tsiroaroa, lahy sy vavy, nankao amin’i Noà tao amin’ny sambofiara araka izay efa nandidian’Andriamanitra an’i Noà.


Koa ny amboadia hiara-mipetraka amin’ny zanak’ondry, ny leôparda hiara-mandry amin’ny zanak’osy; ny zanak’omby sy ny liona tanora hiara-mihinana ka zazalahy kely no hitarika azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra