Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 6:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Izao no hanaovanao azy: 150 metatra ny halavany, 25 metatra ny sakany ary 15 metatra ny haavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Toy izao no hanaovanao azy: Telonjato hakiho ny lavan’ny sambofiara, dimampolo hakiho ny sakany ary telopolo hakiho ny haavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Izao no hanaovanao azy: 150 metatra ny halavany, 25 metatra ny sakany ary 15 metatra ny haavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Toy izao no hanaovanao azy: Telon-jato hakiho no ho lavan’ny sambo fiara; dimampolo hakiho no sakany ary telopolo no haavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary toy izao no hanaovanao azy: hakiho telon-jato ny lavan’ny sambo-fiara, hakiho dimam-polo ny sakany, ary hakiho telo-polo ny hahavony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary toy izao no hanaovanao azy: hakiho telon-jato ny lavan'ny sambo-fiara, hakiho dimam-polo ny sakany, ary hakiho telo-polo ny hahavony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Toy izao no hanaovanao azy: Telonjato hakiho* ny lavan’ny sambofiara, dimampolo hakiho ny sakany ary telopolo hakiho ny haavony.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 6:15
4 Rohy Ifampitohizana  

Noho izany, manaova fiara ho anao, mitovy amin’ny sambo lehibe vita amin’ny hazo kipreso, dia asio efitrefitra ka hosory dity ao anatiny sy eo ivelany.


Tafoy izy, ka asio elanelany antsasa-metatra eo amin’ny tafo sy ny rindrin-kazo; voleo varavarana amin’ny lafiny iray, ary asio rihana telo ny sambofiara.


Tafakatra fito metatra sy sasany ambonin’ny tendrombohitra ny haavon’ny rano.


I Hôga mpanjakan’i Basàna manko no hany sisa tavela tamin’ny Refaîta. Mbola hita ao Rabà, renivohitry ny Amôrita, ny vatam-paty misy azy, dia vatam-paty natao tamin’ny vato vy voapaika ka efatra metatra sy sasany ny halàvany ary roa metatra ny sakany araka ny refy mahazatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra