Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 6:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Ary rehefa nanomboka nihamaro ny olona teto ambonin’ny tany ka niteraka zazavavy maro,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Rehefa nihamaro ny olona tetỳ ambonin’ny tany ka niteraka zazavavy maro izy ireo

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Ary rehefa nanomboka nihamaro ny olona teto ambonin’ny tany ka niteraka zazavavy maro,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Nony efa niantomboka ho maro ny olona teto ambonin’ny tany ary efa niteraka zazavavy izy

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY raha vao nihamaro ny olona tambonin’ny tany ka niteraka zazavavy maro,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary raha vao nihamaro ny olona tambonin'ny tany ka teraka zazavavy maro,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Rehefa nihamaro ny olona tetỳ ambonin’ny tany ka niteraka zazavavy maro izy ireo

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 6:1
3 Rohy Ifampitohizana  

Nitsodrano azy Andriamanitra ka nanao taminy hoe: «Miteraha maro sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany mba hifehy azy. Anjakao ny trondro any an-dranomasina sy ny voro-manidina eny an-danitra ary ny biby rehetra mihetsiketsika ambonin’ny tany.»


Efa 500 taona i Noà raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta.


dia hitan’ireo zanakalahin’andriamanitra fa tsara tarehy ireny zazavavy ireny, ka nifidianany izay ho vadiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra