Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 50:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Nomen’ny Farao lalana i Jôsefa mba handeha handevina ny rainy araka izay efa nianianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ary hoy i Farao: Miakara ary ka aleveno ny rainao araka izay nampianianany anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Nomen’ny Farao lalana i Jôsefa mba handeha handevina ny rainy araka izay efa nianianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Ary hoy ny navalin’i Faraôna: «Miakara àry, aleveno ny rainao, araka ny nampianianany anao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary hoy Farao: Miakara ary, ka aleveno ny rainao araka izay nampianianany anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary hoy Farao: Miakara ary, ka aleveno ny rainao araka izay nampianianany anao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ary hoy i Farao: Miakara ary ka aleveno ny rainao araka izay nampianianany anao.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 50:6
3 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy i Jakôba tamin’i Jôsefa: –Indro ho faty aho, nefa Andriamanitra homba anareo ka hampody anareo ho any an-tanindrazanareo.


«Alohan’ny nahafatesan-draiko, dia nampianiana ahy izy mba handevina azy any amin’ny fasana izay efa nomaniny any Kanahàna. Koa ankehitriny aoka aho mba hiakatra handevina ny raiko; rehefa izany dia hiverina indray aho.»


Dia niainga i Jôsefa handevina ny rainy; niaraka taminy ireo olona ambony tao an-dapan’ny Farao sy ny loholona rehetra tao Ejipta,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra