Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 50:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Dia nihohoka teo amin’ny tavan’ny rainy i Jôsefa, ary nitomany sady nanoroka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary nihohoka tamin’ny tavan’ny rainy i Josefa ka nitomany teo amboniny sady nanoroka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Dia nihohoka teo amin’ny tavan’ny rainy i Jôsefa, ary nitomany sady nanoroka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Nihohofan’i Josefa tamin’ny tavany ity rainy, ka nitomany teo aminy izy no nanoroka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 Ary Josefa nihohoka tamin’ny tavan’ny rainy ka nitomany teo amboniny sady nanoroka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary Josefa nihohoka tamin'ny tavan'ny rainy ka nitomany teo amboniny sady nanoroka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary nihohoka tamin’ny tavan’ny rainy i Josefa ka nitomany teo amboniny sady nanoroka azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 50:1
11 Rohy Ifampitohizana  

dia maty tao Kiriata-Arbà, izany hoe tao Hebrôna, any amin’ny tany Kanahàna. Dia tonga i Abrahama mba hisaona sy hitomany an’i Sarà.


Hidina hiaraka aminao any Ejipta Aho, ary Izaho koa no mbola hampiakatra anao avy any indray; ary ny tanan’i Jôsefa no hanirina ny masonao, rehefa maty ianao.


Rehefa vitan’i Jakôba ny hafatrafatra farany tamin’ireo zanany lahy, dia nandry teo am-parafara indray izy. Ary niala aina izy ka nakambana tamin’ny razany.


Ary nomen’i Jôsefa baiko ireo dokotera mpanompony mba hanosotra zava-manitra ny rainy; koa notanterahin’ireo ny fanosorana menaka manitra ny fatin’i Jakôba,


Raha voan’ny aretina hahafaty azy i Elisà, dia lasa hamangy azy i Jôasy mpanjakan’i Israely ary nihohoka teo ambony tavan’i Elisà izy ka sady nitomany no nanao hoe: –Ry dada ô! Ry dada ô! Mahery mihoatra noho ny kalesin’i Israely sy ny mpitaingin-tsoavaliny rehetra ianao!


Nisy kosa mpivavaka tsara nandevina an’i Stefàna sady nisaona azy fatratra.


Ary ianareo, ray aman-dreny, aza manao izay hampahatezitra ny zanakareo. Fa tezao amin’ny fanabeazana sy fifehezana araka ny Tompo izy.


Ry havana, tianay ho fantatrareo ny marina momba ireo efa nodimandry mba tsy halahelovanareo toy ny olona sasany tsy manana fanantenana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra