Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Nisy 912 taona ny andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa amby folo sy sivinjato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Nisy 912 taona ny andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Roa ambin’ny folo sy sivin-jato taona no andro rehetra niainan’i Seta, dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa ambin’ny folo amby sivin-jato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary ny andro rehetra niainan'i Seta dia roa ambin'ny folo amby sivin-jato taona; dia maty izy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ny andro rehetra niainan’i Seta dia roa amby folo sy sivinjato taona; dia maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:8
3 Rohy Ifampitohizana  

Nisy 930 taona ny andro rehetra niainan’i Adama, dia maty izy.


Taorian’ny nahaterahan’i Enôsa, dia mbola velona nandritra ny 807 taona i Seta, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


Rehefa feno 90 taona i Enôsa, dia niteraka an’i Kenàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra