Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Taorian’ny nahaterahan’i Kenàna, dia mbola velona nandritra ny 815 taona i Enôsa, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ny andro niainan’i Enosy taorianan’ny niterahany an’i Kenana dia dimy amby folo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Taorian’ny nahaterahan’i Kenàna, dia mbola velona nandritra ny 815 taona i Enôsa, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Mbola velona dimy ambin’ny folo amby valon-jato taona i Enôsy taorian’ny niterahany an’i Kainany, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary ny andro niainan’i Enosy taorian’ny niterahany an’i Kenana dia dimy ambin’ny folo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary ny andro niainan'i Enosy taorian'ny niterahany an'i Kenana dia dimy ambin'ny folo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ny andro niainan’i Enosy taorianan’ny niterahany an’i Kenana dia dimy amby folo sy valonjato taona; niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:10
3 Rohy Ifampitohizana  

Nisy 905 taona ny andro rehetra niainan’i Enôsa, dia maty izy.


Taorian’ny nahaterahan’i Seta, dia mbola velona nandritra ny 800 taona i Adama, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


Rehefa feno 90 taona i Enôsa, dia niteraka an’i Kenàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra